Aller au contenu

Windhoek

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 9 Novambra 2018 à 13:54 nataon'i Vargenau (dinika | fandraisan'anjara) (Sokajy:Tanàna ao Namibia)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Tanànan'i Windhoek
Windhuk
Windhuk

Windhoek dia tanàna renivohitr'i Namibia, firenena any atsimon'i Afrika. Talohan'ny naha-renivohitra azy ankehitriny dia efa renivohitra ny tanànan'i Windhoek tamin'ny andron'ny fanjanahantany alemana ny Atsimo Andrefana Afrikana. Eo amin'ny faritra afovoan'i Namibia no misy azy. Ny elanelan-kaavon'ny tanànan'i Windhoek dia 1700m. Tanàna lehibe indrindra ao Namibia ilay tanàna ary ao no afovoany ara-politika, ara-kolontsaina, ara-toe-karena, ara-bola ary ara-tsosialy.

Noforonin'i Jonker Afrikaner i Windhoek tamin'ny 1844, ary ny dikany amin'ny fiteny afrikaans dia "toerana tsofin'ny rivotra".

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.