Cuiabá
Apparence
15°35′46″S 56°05′48″W / 15.596110°S 56.096670°W
Cuiabá
| |||
Velarantany | 1 133 km2 | ||
Isam-ponina | 618,124 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | Abilio Brunini | ||
Firenena | Brazila | ||
Faritany | Mato Grosso | ||
Faritra | NC |
I Cuiabá dia renivohi-paritany mizaka tenan'i Mato Grosso ao Brazila. Ny isam-poniny dia 618.124 ary ny halavirany amin'ny renivohi-pirenena dia 1133 kilometatra.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Ny tanàna mihitsy dia naorina tamin'ny 1719, miaraka amin'ny anarana miverina amin'ny teny indiana hoe “Ikuiapá” ary midika hoe “toerana misy ny harpoun”. Ny toerana misy ny Fiangonana Rosario ankehitriny eo afovoan-tanàna no toerana nahitana vina volamena.
Tamin'ny 1818 dia nambara ho tanàna i Cuiabá ary tamin'ny 1835 no renivohitry ny faritanin'i Mato Grosso.
Toekarena
[hanova | hanova ny fango]Cuiabá no foibe ara-barotra ho an'ny faritra midadasika fiompiana omby ao amin'ny fanjakan'i Mato Grosso. Misy faritra indostrialy eo akaikiny
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Cuiabá |