Eduardo Riedel
Apparence
Eduardo Riedel | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Eduardo Riedel | ||
Teraka | 5 Jolay 1969 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
Eduardo Riedel (teraka tamin'ny 5 Jolay 1969) dia mpanao politika sy mpandraharaha breziliana, mpikambana ao amin'ny Antoko Demaokrasia Sosialy Breziliana, voafidy ho governoran'i Mato Grosso do Sul tamin'ny fifidianana 2022 tany Brezila.[1]
Efa nitana ny toeran'ny Sekreteram-panjakana misahana ny fotodrafitrasa ao Mato Grosso do Sul nanomboka ny 22 Febroary 2022 ka hatramin'ny 1 Janoary 2023. [2]
References
[hanova | hanova ny fango]- ↑ "Resultados – TSE". Archived from the original on 2022-11-02. Retrieved 2022-12-11.
- ↑ "Secretários".