Voankazo
Apparence
Ny voankazo dia ny atodinaina masaka miaraka amin' ny voniny eo amin' ny voninkazo.
Voanana sy ny voankazo
[hanova | hanova ny fango]Betsaka ny voankazo sokajiana ho voanana rehefa atao sakafo. Ohatra ny kitsaotsao, ny voatavo, ny voatabia, ny sakay, ny baranjely. Ny robarba koa dia sokajiana ho voankazo. Ary ny karaoty koa dia sokajiana ho voankazo kanefa dia vokatra anaty tany.
Voankazo tsy misy voniny
[hanova | hanova ny fango]Ny voankazo tsy misy voniny dia tian' ny olona ary mora lafo. Ohatra ny akondro, mananasy, voaloboka, sns.
Fahalehibiazan'ny voankazo
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]Miteny anglisy
[hanova | hanova ny fango]- http://www.cas.vanderbilt.edu/bioimages/pages/fruit-devel.htm Archived Febroary 18, 2007 at the Wayback Machine
- http://www.cas.vanderbilt.edu/bioimages/pages/fruit-seed-dispersal.htm Archived Aprily 25, 2017 at the Wayback Machine
- http://www.crfg.org/pubs/frtfacts.html Archived Jolay 12, 2020 at the Wayback Machine Fruit Facts
- http://www.1911encyclopedia.org/Fruit Encyclopedia Britannica 1911 momban'ny voankazo
- http://crosstree.info/Documents/Fruit%20ID0.pdf Archived Janoary 9, 2021 at the Wayback Machine Photo ID of Fruits